FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 9:20-22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary nisy vehivavy nijaly be, fa nandeha ra+ nandritra ny 12 taona. Nanatona an’i Jesosy avy tao aoriana izy, ka nikasika ny mikiramborambo amin’ny morontongotry ny akanjony ivelany.+ 21 Fa hoy izy anakampo: “Raha mikasika ny akanjony ivelany fotsiny aho, dia ho sitrana.” 22 Ary nitodika i Jesosy ka nahita azy, dia niteny hoe: “Mahereza, anaka! Ny finoanao no nahasitrana anao.”+ Dia sitrana tamin’izay ora izay ilay vehivavy.+

  • Lioka 8:43, 44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Ary nisy vehivavy iray nandeha ra+ efa nandritra ny 12 taona, nefa tsy nisy nahasitrana azy mihitsy.+ 44 Nanatona an’i Jesosy avy tao aoriana izy, ka nikasika ny mikiramborambo amin’ny morontongotry ny akanjony ivelany,+ dia nijanona avy hatrany ilay ra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara