-
Levitikosy 15:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 “‘Rehefa tsy misy tsiranoka mivoaka intsony amin’ilay olona ka tsy mandoto azy intsony ilay izy, dia hiandry fito andro izy vao hidio. Dia hanasa ny akanjony izy ary handro amin’ny rano mandeha, ka hadio.+
-