- 
	                        
            
            Levitikosy 15:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
25 “‘Raha mandeha ra mandritra ny andro maro ny vehivavy+ nefa tsy fotoana tokony hahatongavan’ny fadimbolany,+ na raha maharitra ela noho ny mahazatra ny fadimbolany, dia haloto izy mandritra ny andro rehetra andehanan’ny rany, hoatran’ilay hoe maloto izy mandritra ny andro maromaro rehefa tonga fotoana.
 
 -