Eksodosy 40:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nentiny nankao amin’ny tranolay ilay Vata, ary napetany teo amin’ny toerany ny ridao+ fanakonana. Dia takona ilay Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy. Hebreo 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Hebreo 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tao ambadik’ilay ridao faharoa+ kosa no nisy an’ilay efitra nantsoina hoe Masina Indrindra.+ Hebreo 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny mpisoronabe irery anefa no miditra ao amin’ilay efitra faharoa, indray mandeha isan-taona.+ Ary tsy miditra ao izy raha tsy mitondra ra,+ izay atolony noho ny fahotany+ sy noho ny fahotana nataon’ny vahoaka+ vokatry ny tsy fahalalan’izy ireo.
21 Nentiny nankao amin’ny tranolay ilay Vata, ary napetany teo amin’ny toerany ny ridao+ fanakonana. Dia takona ilay Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.
7 Ny mpisoronabe irery anefa no miditra ao amin’ilay efitra faharoa, indray mandeha isan-taona.+ Ary tsy miditra ao izy raha tsy mitondra ra,+ izay atolony noho ny fahotany+ sy noho ny fahotana nataon’ny vahoaka+ vokatry ny tsy fahalalan’izy ireo.