FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 4:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay zanak’osy izy, ka hamono azy eo amin’ny toerana famonoana ny fanatitra dorana, eo anatrehan’i Jehovah.+ Fanatitra noho ny ota izany.

  • Levitikosy 4:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary hodorany eo ambony alitara mba hidona-tsetroka ny taviny rehetra amin’ilay fanatitra, toy ny nataony tamin’ny tavin’ny sorona iombonana.+ Ary handrakotra ny fahotan’ilay mpiadidy ilay mpisorona, ka ho voavela ny helony.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara