FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 7:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Ilazao ny Israelita hoe: ‘Aza mihinana tavin-ken’omby, na tavin-kenan’ny vantotr’ondrilahy, na tavin-kenan’osy.+

  • 1 Samoela 2:15-17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Mbola tsy vitan’ilay olona nanao sorona akory ny nandoro ny tavin-kena mba hidona-tsetroka,+ dia efa nisy mpanompon’ny mpisorona tonga niteny taminy hoe: “Omeo hena hatsatsika ny mpisorona. Tsy mila hena nandrahoina avy aminao izy, fa hena manta ihany.” 16 Ary raha niteny taminy ilay olona hoe: “Aleo aloha hodorana mba hidona-tsetroka ny tavin-kena,+ vao haka an’izay tianao ianao”, dia hoy izy: “Tsy misy an’izany fa tonga dia omeo ahy izao dia izao ilay izy. Raha tsy izany dia halaiko an-keriny!” 17 Tena lehibe teo anatrehan’i Jehovah àry ny fahotana nataon’ireo mpanompo ireo,+ satria nanao tsinontsinona ny fanatitra ho an’i Jehovah ireo lehilahy ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara