-
Levitikosy 23:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Sabata fitsaharana tanteraka izany ho anareo, ary hampijaly tena ianareo+ amin’ny andro fahasivin’ny volana, amin’ny takariva. Hitandrina ny sabatanareo ianareo amin’io andro io, manomboka amin’ny takariva ka hatramin’ny ampitso takariva.”
-