FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 16:29-31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Izao fitsipika izao foana no tokony harahinareo: Hampijaly tena* ianareo amin’ny andro fahafolon’ny volana fahafito, ary tsy hanao asa na inona na inona,+ na ny teratany na ny vahiny monina eo aminareo. 30 Amin’io andro io no handrakofana ny fahotanareo+ mba hanambarana anareo ho madio. Dia hadio ho afaka amin’ny fahotanareo rehetra ianareo, eo anatrehan’i Jehovah.+ 31 Sabata fitsaharana tanteraka izany ho anareo, ary hampijaly tena* ianareo.+ Fitsipika tokony harahina foana izany.

  • Levitikosy 23:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 “Andro Fandrakofam-pahotana+ kosa ny andro fahafolon’io volana fahafito io. Hanao fivoriambe masina ianareo, ary hampijaly tena*+ sy hanolotra fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.

  • Nomery 29:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “‘Tokony hanao fivoriambe masina ianareo, amin’ny andro fahafolon’io volana fahafito io,+ ary hampijaly tena.* Aza miasa mihitsy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara