FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 33:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hodioviko izy ireo mba ho afaka amin’ny heloka rehetra vitany tamin’izy ireo nanota tamiko.+ Havelako daholo ny helony tamin’izy ireo nanota tamiko sy nandika ny lalàko.+

  • Hebreo 9:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa raha ny ran’osilahy sy ny ran’ombilahy+ ary ny lavenon’ny vantotr’ombivavy nafafy teo amin’izay naloto aza manamasina sy manadio ny vatana,+ 14 mainka fa ny ran’i Kristy!+ Natolony ho sorona tsy misy tsiny ho an’Andriamanitra mantsy ny tenany noho ny fiasan’ny fanahy masina mandrakizay. Ny rany koa no manadio ny feon’ny fieritreretantsika, ka tsy manao asa tsy misy dikany*+ intsony isika. Amin’izay isika dia ho afaka hanao fanompoana masina ho an’ilay Andriamanitra velona.+

  • Hebreo 10:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Raha nahavita an’izany ireny sorona ireny, dia tsy ho nilaina intsony ny nanao sorona. Tsy ho nahatsiaro ny tenany ho mpanota intsony mantsy izay manao fanompoana masina, satria efa nodiovina indray mandeha.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara