FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 23:27-31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 “Andro Fandrakofam-pahotana+ kosa ny andro fahafolon’io volana fahafito io. Hanao fivoriambe masina ianareo, ary hampijaly tena*+ sy hanolotra fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah. 28 Aza manao asa na inona na inona amin’io andro manokana io satria andro fandrakofam-pahotana izy io,+ handrakofana ny fahotanareo eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo. 29 Haringana tsy ho anisan’ny fireneny izay tsy mampijaly tena* amin’io andro io.+ 30 Ary haringako tsy ho eo amin’ny fireneny izay rehetra manao asa amin’io andro io, na inona izany na inona. 31 Aza manao asa, na inona izany na inona. Fitsipika tokony harahinareo sy ny taranakareo foana izany, na aiza na aiza ipetrahanareo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara