-
Levitikosy 16:29, 30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 “Izao fitsipika izao foana no tokony harahinareo: Hampijaly tena* ianareo amin’ny andro fahafolon’ny volana fahafito, ary tsy hanao asa na inona na inona,+ na ny teratany na ny vahiny monina eo aminareo. 30 Amin’io andro io no handrakofana ny fahotanareo+ mba hanambarana anareo ho madio. Dia hadio ho afaka amin’ny fahotanareo rehetra ianareo, eo anatrehan’i Jehovah.+
-