-
Eksodosy 30:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary hanao fandrakofam-pahotana eo amin’ny tandroky ny alitara i Arona, indray mandeha isan-taona.+ Hakany ny ra avy amin’ny fanatitra noho ny ota, ka hanao fandrakofam-pahotana+ ho an’ny alitara izy indray mandeha isan-taona, hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby. Tena masina amin’i Jehovah ilay alitara.”
-
-
Levitikosy 25:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Dia tsofy mafy ny anjombona amin’ny andro fahafolon’ny volana fahafito. Amin’ny Andro Fandrakofam-pahotana+ no hotsofinareo ny anjombona, mba ho re eran’ny taninareo ny feony.
-