FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 16:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Amin’io andro io no handrakofana ny fahotanareo+ mba hanambarana anareo ho madio. Dia hadio ho afaka amin’ny fahotanareo rehetra ianareo, eo anatrehan’i Jehovah.+

  • Levitikosy 23:27, 28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 “Andro Fandrakofam-pahotana+ kosa ny andro fahafolon’io volana fahafito io. Hanao fivoriambe masina ianareo, ary hampijaly tena*+ sy hanolotra fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah. 28 Aza manao asa na inona na inona amin’io andro manokana io satria andro fandrakofam-pahotana izy io,+ handrakofana ny fahotanareo eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara