Genesisy 35:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Genesisy 49:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Levitikosy 20:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ny lehilahy manao firaisana amin’ny vadin-drainy dia manala baraka an-drainy.*+ Tsy maintsy vonoina ho faty izy ireo, ary izy ireo ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.* Deoteronomia 27:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “‘Voaozona izay manao firaisana amin’ny vadin’ny rainy, satria manala baraka* ny rainy izy.’+ Dia hamaly ny olona rehetra hoe: ‘Amena!’ 2 Samoela 16:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hoy àry i Ahitofela: “Manaova firaisana amin’ireo vadikelin-drainao,+ izay nasainy nijanona mba hikarakara ny trano.*+ Dia ho ren’ny Israely rehetra fa nataonao izay hankahalan’ny dadanao anao, ka vao mainka hahazo hery ny mpanohana anao.” 1 Korintianina 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
11 Ny lehilahy manao firaisana amin’ny vadin-drainy dia manala baraka an-drainy.*+ Tsy maintsy vonoina ho faty izy ireo, ary izy ireo ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.*
20 “‘Voaozona izay manao firaisana amin’ny vadin’ny rainy, satria manala baraka* ny rainy izy.’+ Dia hamaly ny olona rehetra hoe: ‘Amena!’
21 Hoy àry i Ahitofela: “Manaova firaisana amin’ireo vadikelin-drainao,+ izay nasainy nijanona mba hikarakara ny trano.*+ Dia ho ren’ny Israely rehetra fa nataonao izay hankahalan’ny dadanao anao, ka vao mainka hahazo hery ny mpanohana anao.”