Levitikosy 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “‘Aza manao firaisana amin’ny vadin’ny rainao.+ Manala baraka ny rainao izany.* Deoteronomia 27:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “‘Voaozona izay manao firaisana amin’ny vadin’ny rainy, satria manala baraka* ny rainy izy.’+ Dia hamaly ny olona rehetra hoe: ‘Amena!’
20 “‘Voaozona izay manao firaisana amin’ny vadin’ny rainy, satria manala baraka* ny rainy izy.’+ Dia hamaly ny olona rehetra hoe: ‘Amena!’