-
Levitikosy 20:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 “‘Aza manao firaisana amin’ny rahavavin-dreninao na ny anabavin-drainao, satria manala baraka olona iray ra aminao izany.+ Hizaka ny vokatry ny fahadisoany izy ireo.
-