-
Levitikosy 18:12, 13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 “‘Aza manao firaisana amin’ny anabavin-drainao, fa iray ra amin-drainao izy.+
13 “‘Aza manao firaisana amin’ny rahavavin-dreninao, fa iray ra amin-dreninao izy.
-