Levitikosy 20:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Aza manaraka ny fanaon’ireo firenena izay roahiko tsy ho eo anatrehanareo.+ Nanao an’izany rehetra izany mantsy izy ireo, ka halako.+ Deoteronomia 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
23 Aza manaraka ny fanaon’ireo firenena izay roahiko tsy ho eo anatrehanareo.+ Nanao an’izany rehetra izany mantsy izy ireo, ka halako.+