-
Levitikosy 18:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Izany zava-maharikoriko rehetra izany mantsy no nataon’ireo nipetraka teo amin’ilay tany talohanareo,+ ka lasa maloto izao ilay tany.
-
-
Deoteronomia 9:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Tsy hoe satria manao ny marina ianao na hoe mahitsy fo, dia hiditra ao amin’ny tanin’izy ireo sy haka an’ilay izy ho anao. Fa noho ireo firenena ireo ratsy fanahy no antony handroahan’i Jehovah Andriamanitrao azy eo alohanao.+ Tian’i Jehovah hotanterahina koa ilay fianianany tamin’i Abrahama+ sy Isaka+ ary Jakoba+ razambenao.
-