Eksodosy 20:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Hajao ny rainao sy ny reninao+ mba ho ela velona ianao, eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Efesianina 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Hebreo 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ankoatra izany, dia nanafay antsika ny ray olombelona niteraka antsika,* ary nohajaintsika. Tsy vao mainka àry ve isika tokony hanaiky an’ilay Ray mitarika ny fiainantsika amin’ny alalan’ny fanahy masina, dia amin’izay isika ho velona?+
12 “Hajao ny rainao sy ny reninao+ mba ho ela velona ianao, eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+
9 Ankoatra izany, dia nanafay antsika ny ray olombelona niteraka antsika,* ary nohajaintsika. Tsy vao mainka àry ve isika tokony hanaiky an’ilay Ray mitarika ny fiainantsika amin’ny alalan’ny fanahy masina, dia amin’izay isika ho velona?+