FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 23:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “‘Rehefa mijinja ny vokatry ny taninareo ianareo, dia aza jinjaina tanteraka ny sisin’ny sahanareo, ary aza alaina ny vokatra navelan’ny mpijinja.+ Avelao ho an’ny mahantra*+ sy ny hafa firenena monina eo aminareo izany.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.’”

  • Deoteronomia 24:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Rehefa mijinja ny vokatrao any an-tsaha ianao, ka misy amboara hadinonao any, dia aza miverina maka an’ilay izy. Tokony havela ho an’ny vahiny sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena ilay izy.+ Dia hotahin’i Jehovah Andriamanitrao ianao amin’izay rehetra ataonao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara