FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 6:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Raha misy olona manota ka mivadika amin’i Jehovah,+ izany hoe mamitaka ny namany momba ny zavatra nampiandraiketina azy+ na napetraka tany aminy, na mangalatra na manambaka ny namany,

  • Ohabolana 12:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Maharikoriko an’i Jehovah ny molotra mandainga,+

      Fa mahafinaritra azy kosa ny olona tsy mivadika.

  • Efesianina 4:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Satria àry efa narianareo ny lainga, dia samia milaza ny marina amin’ny namanareo avy ianareo tsirairay,+ fa rantsambatana mifampiankina isika.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara