Ohabolana 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Mandainga izay mody tsy mankahala,+Ary tsisy saina izay manely tsaho.* 1 Jaona 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izay milaza hoe ao amin’ny mazava nefa mankahala+ ny rahalahiny, dia mbola ao amin’ny haizina ihany.+ 1 Jaona 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Izay rehetra mankahala ny rahalahiny dia mpamono olona,+ ary fantatrareo fa tsy misy mpamono olona hahazo fiainana mandrakizay.+
9 Izay milaza hoe ao amin’ny mazava nefa mankahala+ ny rahalahiny, dia mbola ao amin’ny haizina ihany.+
15 Izay rehetra mankahala ny rahalahiny dia mpamono olona,+ ary fantatrareo fa tsy misy mpamono olona hahazo fiainana mandrakizay.+