- 
	                        
            
            Joba 32:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
6 Nanomboka niteny àry i Eliho zanak’i Barakela Bozita hoe:
Koa ho fanajana anareo, dia tsy niteny aho aloha+
Sady tsy sahy nilaza taminareo an’izay fantatro.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Ohabolana 23:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
22 Henoy ny rainao niteraka anao,
Ary aza atao tsinontsinona ny reninao satria hoe efa antitra izy.+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            1 Timoty 5:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
5 Aza dia kianina mafy loatra ny lehilahy zokiolona,+ fa iangavio toy ny ray. Ary ny lehilahy tanora iangavio toy ny rahalahy,
 
 -