-
Eksodosy 21:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 “Izay manozona ny rainy na ny reniny, dia tsy maintsy hovonoina ho faty.+
-
-
Matio 15:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ianareo anefa milaza hoe: ‘Izay miteny amin’ny rainy na ny reniny hoe: “Izay ananako rehetra ka mety ho azoko anampiana anao, dia efa fanomezana voatokana ho an’Andriamanitra”,+ 6 dia tsy voatery hanaja ny ray aman-dreniny.’ Ataonareo tsy misy vidiny àry ny tenin’Andriamanitra noho ny fomban-drazanareo.+
-