FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 19:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Eksodosy 33:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ahoana moa no hahafantarana fa mahazo sitraka aminao izaho sy ny vahoakanao? Tsy rehefa mandeha miaraka aminay ve ianao?+ Amin’izay dia hiavaka amin’ny firenena hafa rehetra etỳ ambonin’ny tany izaho sy ny vahoakanao.”+

  • 1 Mpanjaka 8:53
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 53 Fa navahanao tamin’ny firenena rehetra teto an-tany izy ireo mba ho lovanao,+ ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô, araka ny nolazainao tamin’ny alalan’i Mosesy mpanomponao rehefa nitondra ny razambenay nivoaka avy tany Ejipta ianao.”

  • 1 Petera 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ianareo kosa dia “firazanana voafidy, mpanjaka sady mpisorona, firenena masina,+ vahoaka nataon’Andriamanitra ho fananany manokana,+ mba hanambara hatraiza hatraiza ny hatsaran’Ilay”*+ niantso anareo hiala tamin’ny haizina ho amin’ny hazavany mahagaga.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara