Eksodosy 38:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Nanao ny alitara fanaovana fanatitra dorana tamin’ny hazo akasia izy. Efamira ilay izy, ka dimy hakiho* ny lavany, dimy hakiho ny sakany, ary telo hakiho ny haavony.+
38 Nanao ny alitara fanaovana fanatitra dorana tamin’ny hazo akasia izy. Efamira ilay izy, ka dimy hakiho* ny lavany, dimy hakiho ny sakany, ary telo hakiho ny haavony.+