Eksodosy 28:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ampiakanjoy an’ireo i Arona rahalahinao sy ny zanany lahy. Dia hanosotra azy ireo ho mpisorona* ianao,+ ka hanendry*+ sy hanamasina azy ireo. Dia hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako izy ireo.
41 Ampiakanjoy an’ireo i Arona rahalahinao sy ny zanany lahy. Dia hanosotra azy ireo ho mpisorona* ianao,+ ka hanendry*+ sy hanamasina azy ireo. Dia hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako izy ireo.