Eksodosy 22:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “Tokony ho vahoaka masina ho ahy ianareo.+ Ary aza mihinana hena efa noviravirain’ny bibidia tany an-tsaha,+ fa atsipazo ho an’ny alika izany. Levitikosy 17:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Raha misy olona mihinana biby maty ho azy na noviravirain’ny bibidia,+ na teratany izy na vahiny, dia hanasa ny akanjony izy ary handro amin’ny rano. Haloto mandra-paharivan’ny andro izy,+ ary hadio avy eo. Deoteronomia 14:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
31 “Tokony ho vahoaka masina ho ahy ianareo.+ Ary aza mihinana hena efa noviravirain’ny bibidia tany an-tsaha,+ fa atsipazo ho an’ny alika izany.
15 Raha misy olona mihinana biby maty ho azy na noviravirain’ny bibidia,+ na teratany izy na vahiny, dia hanasa ny akanjony izy ary handro amin’ny rano. Haloto mandra-paharivan’ny andro izy,+ ary hadio avy eo.