Nomery 18:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Anao koa ny fanomezana omen’ny Israelita+ sy ny fanatitra ahetsiketsika rehetra+ ataony. Efa nomeko anao sy ny zanakao lahy ary ny zanakao vavy izany, mba ho anjaranareo foana.+ Mahazo mihinana an’izany izay rehetra madio ao amin’ny ankohonanao.+
11 Anao koa ny fanomezana omen’ny Israelita+ sy ny fanatitra ahetsiketsika rehetra+ ataony. Efa nomeko anao sy ny zanakao lahy ary ny zanakao vavy izany, mba ho anjaranareo foana.+ Mahazo mihinana an’izany izay rehetra madio ao amin’ny ankohonanao.+