Nomery 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hoy koa i Jehovah tamin’i Arona: “Izaho mihitsy no manendry anao hiandraikitra an’ireo fanomezana omena ahy.+ Omeko amin’ny zava-masina rehetra omen’ny Israelita ianao sy ny zanakao lahy, ka ho anjaranareo foana izany.+ Nomery 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Omeko anao+ ny tsara indrindra amin’ny menaka sy ny divay vaovao ary ny varimbazaha, izany hoe ny voaloham-bokatra+ omeny an’i Jehovah. Ohabolana 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ezekiela 44:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ho lasan’ny mpisorona ny tsara indrindra amin’ny voaloham-bokatra rehetra, sy ny fanomezana isan-karazany avy aminareo.+ Tokony homenareo azy koa ny santatry ny varimbazahanareo tsy nototoina malemy.+ Dia hotahina foana ny tokantranonareo.+
8 Hoy koa i Jehovah tamin’i Arona: “Izaho mihitsy no manendry anao hiandraikitra an’ireo fanomezana omena ahy.+ Omeko amin’ny zava-masina rehetra omen’ny Israelita ianao sy ny zanakao lahy, ka ho anjaranareo foana izany.+
12 “Omeko anao+ ny tsara indrindra amin’ny menaka sy ny divay vaovao ary ny varimbazaha, izany hoe ny voaloham-bokatra+ omeny an’i Jehovah.
30 Ho lasan’ny mpisorona ny tsara indrindra amin’ny voaloham-bokatra rehetra, sy ny fanomezana isan-karazany avy aminareo.+ Tokony homenareo azy koa ny santatry ny varimbazahanareo tsy nototoina malemy.+ Dia hotahina foana ny tokantranonareo.+