FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 29:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 “‘Ireo no hatolotrareo ho an’i Jehovah mandritra an’ireo fety fanaonareo,+ ho fanatitra dorana+ sy fanatitra varimbazaha+ sy fanatitra zava-pisotro+ ary sorona iombonana,+ ankoatra ny fanatitra fanefana voady+ sy ny fanatitra an-tsitrapo atolotrareo.’”+

  • Deoteronomia 12:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Any ianareo no tokony hanatitra ny fanatitra dorana,+ ny sorona, ny ampahafolon-karena,+ ny fanomezana avy aminareo,+ ny fanatitra fanefana voady, ny fanatitra an-tsitrapo,+ ary ny voalohan-teraky ny omby aman’ondrinareo.+

  • 1 Tantara 29:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Faly ny vahoaka nanome an’ireny fanatitra an-tsitrapo ireny, satria tamin’ny fony manontolo no nanomezany an’ireny ho an’i Jehovah.+ Faly be koa i Davida Mpanjaka.

  • 2 Tantara 35:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nanome fanomezana koa ny andriana mba hatao fanatitra an-tsitrapo ho an’ny vahoaka sy ny mpisorona ary ny Levita. Ireto koa no nomen’i Hilkia+ sy Zakaria ary Jehiela, izay samy mpiandraikitra ny tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra: Ondry aman’osy 2 600 hatao sorona hankalazana ny Paska, ary omby 300. Dia nomeny ny mpisorona ireo rehetra ireo.

  • Ezra 2:68
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 68 Rehefa tonga tao an-tranon’i Jehovah tany Jerosalema ny sasany tamin’ireo lohan’ny fianakaviambe, dia nanao fanatitra an-tsitrapo+ ho an’ny tranon’ilay tena Andriamanitra izy ireo, mba hanorenana azy io indray* eo amin’ilay toerany taloha.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara