Deoteronomia 12:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tsy ho azonao hanina ao an-tanànanao* ny ampahafolon’ny varimbazaha sy divay vaovao ary menaka atolotrao, na ny voalohan-teraky ny omby aman’ondrinao,+ na izay fanatitra hanefanao voady, na ny fanatitra an-tsitrapo, na ny fanomezana avy aminao. Deoteronomia 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Hamasino ho an’i Jehovah Andriamanitrao izay lahy voalohan-teraka rehetra amin’ny omby aman’ondrinao.+ Aza ampiasaina izay voalohan-teraky ny biby fiompinao,* ary aza hetezana ny volon’izay voalohan-teraka amin’ny ondry aman’osinao.
17 Tsy ho azonao hanina ao an-tanànanao* ny ampahafolon’ny varimbazaha sy divay vaovao ary menaka atolotrao, na ny voalohan-teraky ny omby aman’ondrinao,+ na izay fanatitra hanefanao voady, na ny fanatitra an-tsitrapo, na ny fanomezana avy aminao.
19 “Hamasino ho an’i Jehovah Andriamanitrao izay lahy voalohan-teraka rehetra amin’ny omby aman’ondrinao.+ Aza ampiasaina izay voalohan-teraky ny biby fiompinao,* ary aza hetezana ny volon’izay voalohan-teraka amin’ny ondry aman’osinao.