- 
	                        
            
            Deoteronomia 14:22, 23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
22 “Tsy maintsy manome ny ampahafolon’ny vokatra rehetra avy amin’ny voa nafafinao ianao, dia izay vokatry ny saha isan-taona.+ 23 Eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao no hihinana ny ampahafolon’ny varimbazahanao sy ny divainao vaovao sy ny menakao, ary ny voalohan-teraky ny omby aman’ondrinao, any amin’izay toerana fidiny hametrahana ny anarany.+ Amin’izay ianao hianatra hatahotra an’i Jehovah Andriamanitrao foana.+
 
 -