-
Deoteronomia 12:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Mandehana kosa any amin’izay toerana fidin’i Jehovah Andriamanitrareo eo amin’ny fokonareo rehetra mba hametrahana ny anarany sy honenany, dia any ianareo no hanompo azy.+
-
-
Deoteronomia 15:19, 20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 “Hamasino ho an’i Jehovah Andriamanitrao izay lahy voalohan-teraka rehetra amin’ny omby aman’ondrinao.+ Aza ampiasaina izay voalohan-teraky ny biby fiompinao,* ary aza hetezana ny volon’izay voalohan-teraka amin’ny ondry aman’osinao. 20 Tokony hohaninao sy ny ankohonanao eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao isan-taona izany, any amin’ny toerana hofidin’i Jehovah.+
-