Deoteronomia 16:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Tokony hankalaza ny Fetin’ny Trano Rantsankazo*+ ianao mandritra ny fito andro, rehefa manangom-bokatra avy eny am-pamoloana sy avy amin’ny famiazan’olivanao sy ny famiazam-boalobokao.
13 “Tokony hankalaza ny Fetin’ny Trano Rantsankazo*+ ianao mandritra ny fito andro, rehefa manangom-bokatra avy eny am-pamoloana sy avy amin’ny famiazan’olivanao sy ny famiazam-boalobokao.