FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ankalazao koa ny Fetin’ny Fijinjana* ny voaloham-bokatra tamin’izay nisasaranao sy nafafinao tany an-tsaha.+ Ary ankalazao ny Fetin’ny Fanangonam-bokatra* amin’ny faramparan’ny taona, rehefa angoninao avy any an-tsaha ny vokatry ny fisasaranao.+

  • Levitikosy 23:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 “Ilazao ny Israelita hoe: ‘Ny andro faha-15 amin’io volana fahafito io dia Fetin’ny Trano Rantsankazo.* Fety ho an’i Jehovah izany, ary maharitra fito andro.+

  • Nomery 29:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “‘Manaova fivoriambe masina, amin’ny andro faha-15 amin’ny volana fahafito. Aza manao asa mafy, na inona izany na inona. Ary mankalazà fety ho an’i Jehovah mandritra ny fito andro.+

  • Deoteronomia 31:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nandidy azy ireo koa i Mosesy hoe: “Isaky ny fito taona, izany hoe amin’ny fotoana voatondro amin’ny taona famelana trosa,*+ mandritra ny Fetin’ny Trano Rantsankazo,*+ 11 rehefa mankeo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo+ any amin’ny toerana fidiny ny Israely rehetra, dia tokony hovakinareo ho henon’ny Israely rehetra ity Lalàna ity.+

  • Jaona 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Akaiky anefa ny fetin’ny Jiosy, izany hoe ny Fetin’ny Tranolay.*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara