-
Deoteronomia 16:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 “Hanisa fito herinandro ianao, dia hanomboka hanisa an’ireo fito herinandro ireo, amin’ny andro voalohany hampiasanao antsim-bary mba hijinjana ny vokatra eny an-tsaha.+ 10 Dia ankalazao ho an’i Jehovah Andriamanitrao ny Fetin’ireo Herinandro,+ ka ento eny an-tananao ny fanatitra an-tsitrapo, arakaraka ny fitahiana omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+
-
-
Asan’ny Apostoly 2:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Niaraka teo amin’ny toerana iray daholo izy rehetra, tamin’ny Fetin’ny Pentekosta.+
-