-
Levitikosy 23:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Dia manaova antso avo+ amin’io andro io hoe hisy fivoriambe masina ho anareo. Aza manao asa mafy, na inona izany na inona. Fitsipika tokony harahinareo sy ny taranakareo foana izany, any amin’ny toerana rehetra ipetrahanareo.
-