Eksodosy 25:23, 24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Manamboara koa latabatra+ amin’ny hazo akasia, ka roa hakiho ny lavany, iray hakiho ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony.+ 24 Petaho takela-bolamena tsy misy fangarony ilay latabatra, ary asio molony* volamena manodidina ny tampony. 1 Mpanjaka 7:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Nataon’i Solomona ny fitaovana rehetra ho an’ny tranon’i Jehovah: Ny alitara+ volamena; ny latabatra+ volamena fametrahana ny mofo aseho;
23 “Manamboara koa latabatra+ amin’ny hazo akasia, ka roa hakiho ny lavany, iray hakiho ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony.+ 24 Petaho takela-bolamena tsy misy fangarony ilay latabatra, ary asio molony* volamena manodidina ny tampony.
48 Nataon’i Solomona ny fitaovana rehetra ho an’ny tranon’i Jehovah: Ny alitara+ volamena; ny latabatra+ volamena fametrahana ny mofo aseho;