FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 40:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Avy eo dia napetrany tao amin’ny tranolay fihaonana ny latabatra,+ izany hoe teo amin’ny lafiny avaratra amin’ny tranolay masina, teo anoloan’ny ridao.

  • Levitikosy 24:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Zarao ho roa toko ireo mofo ireo ka ataovy mofo enina mifanaingina ny toko tsirairay,+ dia ataovy eo ambonin’ilay latabatra vita amin’ny volamena tsy misy fangarony, eo anatrehan’i Jehovah.+

  • Nomery 3:30, 31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 I Elizafana zanak’i Oziela+ no mpiadidy teo amin’ny fianakaviamben’ny* Kehatita. 31 Andraikitr’izy ireo ny nikarakara ny Vata,+ ny latabatra,+ ny fitoeran-jiro,+ ireo alitara,+ ny fitaovana+ ampiasaina rehefa manompo ao amin’ny toerana masina, ny lamba fanakonana,*+ ary izay rehetra ampiasaina amin’ny fanompoana mifandray amin’ireny.+

  • Hebreo 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa naorina ny efitra voalohany tao amin’ny tranolay, ka tao amin’io efitra io no nisy ny fitoeran-jiro+ sy ny latabatra ary ny mofo atolotra.*+ Ary nantsoina hoe Toerana Masina+ io efitra io.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara