22 Izy ireo no hitsara ny vahoaka rehefa misy raharaha tsy mampifanaraka azy ireo. Dia hoentiny eo aminao izay raharaha sarotra rehetra,+ fa ny raharaha tsotsotra rehetra kosa hotsarainy. Ataovy izay hahamaivana kokoa ny andraikitrao, ka asaivo miara-miasa aminao izy ireo.+