- 
	                        
            
            Levitikosy 27:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
24 Hiverina amin’ilay nividianany azy, izany hoe amin’ny tompony, ilay tany rehefa tonga ny taon-jobily.+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Nomery 36:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
4 Ary rehefa tonga ny Jobily+ ho an’ny vahoakan’Israely, dia hatambatra amin’ny lovan’ny fokon’izay olona ho vadiny ny lovan-dry zareo, ka hesorina amin’ny lovan’ny fokon’ny razambenay.”
 
 -