Levitikosy 25:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hamasino ny taona faha-50, ka ataovy antso avo amin’ny mponina rehetra ao amin’ilay tany fa tonga ny fahafahana.+ Ho Jobily ho anareo izany, ka samy hahazo ny lovanareo indray ianareo ary samy hiverina any amin’ny fianakavianareo avy.+ Levitikosy 25:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “‘Fa raha tsy mahita vola hividianana indray an’ilay tany izy, dia mbola ho an’ilay nividy azy ihany ilay tany mandra-pahatongan’ny taon-jobily.+ Ary haverina aminy izany rehefa tonga ny Jobily, ka ho azony indray ny lovany.+
10 Ary hamasino ny taona faha-50, ka ataovy antso avo amin’ny mponina rehetra ao amin’ilay tany fa tonga ny fahafahana.+ Ho Jobily ho anareo izany, ka samy hahazo ny lovanareo indray ianareo ary samy hiverina any amin’ny fianakavianareo avy.+
28 “‘Fa raha tsy mahita vola hividianana indray an’ilay tany izy, dia mbola ho an’ilay nividy azy ihany ilay tany mandra-pahatongan’ny taon-jobily.+ Ary haverina aminy izany rehefa tonga ny Jobily, ka ho azony indray ny lovany.+