FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 25:29, 30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “‘Raha misy olona mivarotra trano ao anaty tanàna misy manda, dia hanan-jo hanavotra an’izany foana izy mandra-pahatapitry ny herintaona, manomboka amin’ny fotoana naharaikitra an’ilay varotra. Haharitra herintaona katroka ny zony hanavotra an’izany.+ 30 Fa raha tapitra ny herintaona, nefa tsy nisy nanavotra ilay trano ao anaty tanàna misy manda, dia ho fananan’ilay olona nividy sy ny taranany fara aman-dimby ilay trano. Ho lasany izany, fa tsy haverina amin’ny tompony intsony rehefa tonga ny Jobily.

  • Levitikosy 27:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Hiverina amin’ilay nividianany azy, izany hoe amin’ny tompony, ilay tany rehefa tonga ny taon-jobily.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara