FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Intỳ aho! Mijoroa ianareo ho vavolombelona hiampanga ahy eto anatrehan’i Jehovah sy ny voahosotra notendreny:+ Ombin’iza, na ampondran’iza no nalaiko?+ Iza no nambakaiko na nampahoriko? Iza no nakako tsolotra mba hahatonga ahy hiangatra?+ Raha nanao an’izany aho, dia honerako aminareo izany.”+

  • Ohabolana 14:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Izay manambaka ny tsy manana dia manao tsinontsinona ny Mpanao azy,+

      Fa manome voninahitra Azy kosa izay mangoraka ny mahantra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara