Levitikosy 25:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Aza mampijaly ny rahalahinao,+ fa matahora an’Andriamanitrao.+ Ohabolana 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny fahatahorana* an’i Jehovah no fiandohan’ny fahalalana.+ Ny tsisy saina ihany no manao tsinontsinona ny fahendrena sy ny anatra.*+ Ohabolana 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mankahala ny ratsy izay matahotra an’i Jehovah.+ Halako ny manambony tena, ny mirehareha,+ ny manao ratsy, ary ny mandaingalainga.+
7 Ny fahatahorana* an’i Jehovah no fiandohan’ny fahalalana.+ Ny tsisy saina ihany no manao tsinontsinona ny fahendrena sy ny anatra.*+
13 Mankahala ny ratsy izay matahotra an’i Jehovah.+ Halako ny manambony tena, ny mirehareha,+ ny manao ratsy, ary ny mandaingalainga.+