Deoteronomia 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Rehefa miampita an’i Jordana+ ianareo ka mipetraka ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrareo ho fanananareo, dia harovany amin’ny fahavalonareo rehetra manodidina anareo ianareo, ka hiadana sy hilamina.+ Salamo 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hitsotsotra sy hatory amim-piadanana aho,+Satria ianao irery ihany, Jehovah ô, no mahatonga ahy hiadana sy hilamin-tsaina.+ Ohabolana 1:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Izay mihaino ahy kosa hilamina,+Sady tsy mba hiady saina satria tsy matahotra loza.”+
10 Rehefa miampita an’i Jordana+ ianareo ka mipetraka ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrareo ho fanananareo, dia harovany amin’ny fahavalonareo rehetra manodidina anareo ianareo, ka hiadana sy hilamina.+
8 Hitsotsotra sy hatory amim-piadanana aho,+Satria ianao irery ihany, Jehovah ô, no mahatonga ahy hiadana sy hilamin-tsaina.+