Salamo 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hitsotsotra aho ka hatory,Ary hifoha sady tsy hanana ahiahy,Satria manohana ahy foana i Jehovah.+ Ohabolana 3:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy mba hatahotra ianao rehefa matory.+Hatory tokoa ianao ka ho mamy ny torimasonao.+ Ohabolana 3:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa i Jehovah no ho tokinao,+Ary harovany mba tsy ho voafandrika ny tongotrao.+