Salamo 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hitsotsotra sy hatory amim-piadanana aho,+Satria ianao irery ihany, Jehovah ô, no mahatonga ahy hiadana sy hilamin-tsaina.+ Ohabolana 3:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy mba hatahotra ianao rehefa matory.+Hatory tokoa ianao ka ho mamy ny torimasonao.+
8 Hitsotsotra sy hatory amim-piadanana aho,+Satria ianao irery ihany, Jehovah ô, no mahatonga ahy hiadana sy hilamin-tsaina.+